| Teny iditra | kilany | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Vatan-kazo noloahana ho toy ny lakan-kely atao fihinanan-kisoa: "Ny omby mahazo ny mololony manao tsako sesilany / ny kisoa miosanosana, mifandrombaka an-kilany" (Dox) [1.1] | ||
| Teny iditra | kilany (kilaka) | |
| Sokajin-teny | anarana kilaka sy mpisolo | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|