|
|
|
|

Teny iditra lokaloka
Sokajin-teny anarana
 Voadivoady, toky mafana. [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra lokaloka
Sokajin-teny anarana
  [Bara, Sihanaka] Tavindona [1.78]
  [Bezanozano, Tambahoaka, Tanosy] Tavindolana [1.78]
  [Tsimihety] Vatan-kazo noloahana toy ny lakana atao fanomezan-tsakafo ny biby
Mitovy hevitra: kilàny ~ tavin-dolana [1.1]
 Tavy fampiasan'ny mpanao trano
Tavy fihinanan'ny biby [1.13]
 Auge, hourdis [1.13]
Tovy hevitra horidia ~ lolana

Teny iditra lokaloka
Sokajin-teny anarana
  [Taisaka] Dikidiky, rikoriko [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/29