|
|
|
|

Teny iditra kilaolao
Sokajin-teny anarana
 Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako
Tsilalao
Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny
Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy [1.1]
Tovy hevitra kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/28