| Teny iditra | kilalao (lalao) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy [1.1] | ||
| A toy, a plaything; play; theatricals [1.7] | ||
| Jouet; jeux, divertissements [1.8] | ||
| Tovy hevitra | tsilalao | |
| Tsipelina hafa | kilaolao | |
| Sary |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|