|
|
|
|

Teny iditra kinaka (kaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Kakana, asiana kaka (sombin-javatra asisika mba hampihizina zavatra mihetsiketsika): Tsy nihontsona intsony ny kodiaran' ilay fiara nony nokinaka [1.1]
 Calé [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kinaka, kinako, kinakao, kinany, kinatsika, kinakay, kinakareo, kinak', kina-, kinaky
Ny lasa : nokinaka, nokinako, nokinakao, nokinany, nokinatsika, nokinakay, nokinakareo, nokinak', nokina-, nokinaky
Ny hoavy : hokinaka, hokinako, hokinakao, hokinany, hokinatsika, hokinakay, hokinakareo, hokinak', hokina-, hokinaky
Tovy hevitra voakaka

Teny iditra kinaka
Sokajin-teny anarana
 Jereo hinaka [1.1]
 Comme hinaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20