| Teny iditra | kintana telonohorefy | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | kintana, telo, refy | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: kady ~ kiady | |
| Ohatra | ary ny orimbintana amy ny lanitra, sy ny masoandro, sy ny volana, sy ny kintana telonohorefy, sy ny sasany
[2.48] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25 |
|