|
|
|
|

Teny iditra kirongo
Sokajin-teny mpamaritra
  [Bara, Betsileo, Merina] Enti-milaza karazan-tandrok' omby miendri-bolantsinana, izany hoe boribory tsara ary mifanatona ny tendrony sy ny fotony [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra korongona
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Bikan' ny tandrok' omby
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18