| Teny iditra | kisoa | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Biby karazan' ny lambo, ompian' ny olona noho ny henany izay matsiro sy be taviny. Taloha ny kisoa nomena ny anarana koa hoe "lambo resy" [1.1] | |||||
| A pig [1.7] | |||||
| Porc [1.54] | |||||
| Porc, cochon [1.8] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: cochon. | ||||
| Lahatsoratra | Randzavola: kisoa ao amin' ny Baiboly | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27 |
|