|
|
|
|

Teny iditra kitika
Sokajin-teny anarana
 Fanohinana kely. [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra kitika
Sokajin-teny mpamaritra
 Kely bitika, madinika tokoa [1.1]
 Thin; frayed; tiny [1.7]
 Très petit, très menu, un atome [1.3]
 Mince; râpé; minuscule [1.8]
Ohatra Ny tena hatina dia avy amin' ny bibikely kitika mitarehin-drere, ka manana tongotra valo. [1.38]

Teny iditra kitika
Sokajin-teny anarana
 Fanibokiboana mba hampihomehy; fikasihana faritra amin' ny tenan' ny olombelona mahatonga azy hihomehy; kibokibo [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra kitikitika

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/25