| Teny iditra | kitikitika (kitika) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanibokiboana mba hampihomehy; fikasihana faritra amin' ny tenan' ny olombelona mahatonga azy hihomehy; kibokibo [1.1] | ||
| Tickling [1.7] | ||
| Chatouillement [1.8] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | kitikitika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bara] Tsintsina [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/04/25 |
|