| Teny iditra | kitraina (kitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Kotabaina, kotranina: Kitrain' ny ahiahy ny saiko Ampanenoina: Nokitrainy ny vola tao am-paosiny ka gaga ny mpandalo Sokirina, kitihina, taomina, vokisana: Nokitrainy hanaraka azy ny zanako [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|