|
|
|
|

Teny iditra kitsangana (tsangana)
Sokajin-teny anarana
 Zavamaniry misy vodiny azo hanina ary maniry an-tampon-tanety toy ny avoko saingy ny bika sy ny tsirony samy hafa (Pycnoncuron junciforme) [1.1]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Pycnoncuron junciforme

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31