| Teny iditra | kivarivary (vary) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tsilalaon' ny ankizy manao nahandrohandro ka vovoka no ataony solon' ny vary [1.1] | ||
| Jeu des enfants s’amusant à simuler de petits repas, soit avec des comestibles, soit avec du sable [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Nilalao teo amin' ilay nosy kely mandra-paharivan' ny andro izahay, nanao tsindriandriana, kivarivary.
[2.5] | |
| Tsipelina hafa | tsivarivary | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|