|
|
|
|

Teny iditra kobay
Sokajin-teny anarana
 Karazam-pery vokatry ny mikraoby azo amin' ny fahalotoam-pitondran-tena. (Toa mamorofotra kely foana no fisehoan' ny kobay voalohany, dia mandroso ihany ka manjary toy ny hatina, izay potsitra dia tonga fery) [1.1]
 Comme Kibay. [1.3]
Voambolana 

Teny iditra kobay
Sokajin-teny anarana
  [Bara] Tehina, kibay [1.78]
  [Sihanaka] Kibay [1.78]
  [Bezanozano, Taisaka] Tehina [1.78]
  [Tankarana] Bâton. [1.19]
Tovy hevitra kibay ~ kobay bory

Teny iditra kobay (koba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana kobaina [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17