| Teny iditra | kibay | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Langilangy fohy [1.1] | ||
| A cudgel, so called, it is said, because it wounds [1.2] | ||
| A cudgel, a club, a stick [1.7] | ||
| [Tankarana] Bâton. [1.19] | ||
| Bâton [1.8] | ||
| Tovy hevitra | kobay | |
| Teny iditra | kibay | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Vay ratsy mahavoa ny ankasarotana vokatry ny tety [1.1] | ||
| Abcès syphilitique [1.54] | ||
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | baivonto ~ kifongo ~ vaivonto | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |
|