| Teny iditra | koja | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy amin' ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin' ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojan-tokantrano Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojany rehetra izao. [1.1] | ||
| Soins minutieux, attentions fines, délicates [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | kojakoja | |
| Teny iditra | koja | |
| Sokajin-teny | mpampitohy | |
| [Tanala] kosa : Anareo koza ka ba mañisy an'io ango valaña io (Ianareo kosa aza mba manao io teotra ratsinareo io) [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/02/28 |
|