|
|
|
|

Teny iditra kojakoja (koja)
Sokajin-teny anarana
 Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy amin' ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin' ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojakojan-tokantrano
Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojakojany rehetra izao.
 Details requiring close attention; attention to details [1.7]
 Détails qui exigent l'attention; attention aux détails [1.8]
 Soins minutieux, entretien; accessoires, fournitures, pièces détachées [1.13]
Ohatra 
1Nitondra tsihy, harona, kojakoja ilaina ao amin' ny tokantrano toy ny sotro. [1.508]
2Nasehony izany teo amin' ny fananganana ny lainy, ny fanamboarana fatana fahandroan-tsakafo, ny fanaovana fefy sy kojakoja isan-karazany hanatsarana ny tanàna. [2.356]
Tovy hevitra koja

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/02