|
|
|
|

Teny iditra konaina
Sokajin-teny anarana
 Feo mitolokoloko moramora noho ny hatsiaka na ratra na aretina mahazo [1.10]
 Fitaraindrainana toy ny an' ny alika voakapoka, fitolokoana, fitomaniana, fimenomenonana [1.1]
 Gémissement [1.5]
Sampanteny 
Tovy hevitra konainaina

Nohavaozina tamin' ny 2013/02/01