|
|
|
|

Teny iditra mikonaina (konaina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitaraindraina lavareny: Mikonaina ilay alika nokapohinao
Mitomany: Mikonaina matetika ity zazakely ity
Mimenomenona, mimonomonona, mitaraina tsisy farany: Nikonaina ny oahoaka azon' ny fandoavam-bola be loatra [1.1]
 To complain under mistreatment, to whimper [1.7]
 Gémir sous les mauvais traitements; pleurnicher [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikonaina
Ny lasa : nikonaina
Ny hoavy : hikonaina
Filaza mandidy : mikonainà

Teny iditra mikonainà (konaina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikonaina [Fitanisana]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20