| Teny iditra | kononkonona | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Fanafinafenan-javatra any anaty akanjo tsy aseho ny betsaka, na entina ka tsy atao miharihary ny fitondrana azy fa takontakonana [1.1] | ||
| Sly [1.7] | ||
| Action d'agir ou de faire en cachette, cachotterie [1.8] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/09/21 |
|