|
|
|
|

Teny iditra mikononkonona (kononkonona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manafinafina, manakontakona
Manao zavatra an-takona, an-katakonana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikononkonona
Ny lasa : nikononkonona
Ny hoavy : hikononkonona
Filaza mandidy : mikononkonòna

Teny iditra mikononkonòna (kononkonona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikononkonona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20