| Teny iditra | kopetaka (petaka) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Enti-milaza tongotra fisaka mitapelaka be. [1.1] | ||
| Enti-milaza ny felatongotra sady fisaka no mivelatra; anondroana ny endri-javatra manahaka an' izany: Tsy omby an' io tongotrao kopetaka io ity kiraro ity [1.62] | ||
| Large, plat, aplati, se dit du pied [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|