|
|
|
|

Teny iditra petaka
Sokajin-teny mpamaritra
 Fisaka, tsy mivohitra fa mitovy tantana amin' ny manodidina: Orona petaka
Fandraiketana zavatra roa na maro mba hikambana tsara: Misy peta-taratasy eo amin' ny rindrin' ny tranonareo. [1.1]
  [1.2]
 Flat [1.7]
 Plat [1.8]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05