| Teny iditra | koraika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Zana-balala vao ara elatra [1.1] | ||
| Young, slim and newly-fledged locust [1.2] | ||
| Jeunes sauterelles qui commencent à déployer leurs ailes [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Ary izay sisan' ny koraika dia nohanin' ny valalavao: Ary izay sisan' ny valalavao dia nohanin' ny sompanga.
[2.996] | |
| Teny iditra | koraika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| The crying of poultry when about to lay eggs [1.2] | ||
| Voambolana | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
|