| Teny iditra | korana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sihanaka] [ koraña ] Resaka, korankorana, resadresaka [1.78] | ||
| Resaka falifaly ataon' ny mpiray tampo na ny mpisakaiza: Korana sy hehy no nandaniana ny andro Fiaraha-mifaly, fiaraha-milalao: Ny any aminay dia feno korana lalandava [1.1] | ||
| Pleasant conversation [1.7] | ||
| Causerie joyeuse [1.8] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02 |
|