|
|
|
|

Teny iditra koromby
Sokajin-teny anarana
 Fandri-borona
Bara vy atsatotsatoka eo amin'ny varavarankely
Farafara mandeha azo aforitra na ahorona [1.1]

Teny iditra koromby
Sokajin-teny anarana
 Fakofako na bozaka asarona ny voa vao nafafy na vao mitsimoka na zanaborona vao foy koa aza, mba hiaro azy. [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2013/02/07