|
|
|
|

Teny iditra manakoromby (koromby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miaro, manaloka, mitahiry, mitandrina mba tsy ho simba [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakoromby
Ny lasa : nanakoromby
Ny hoavy : hanakoromby
Filaza mandidy : manakorombia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20