|
|
|
|

Teny iditra lahitokana
Sokajin-teny anarana
Singan-teny lahy, tokana
 Fomba fanetsa vary izay fotony iray monja isan-davaka [1.10]
Voambolana 
Mpanahaka  lahimaro ~ lahirodona ~ lahiroa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/27