|
|
|
|

Teny iditra laika
Sokajin-teny mpamaritra
 Fomba fandeha na fanindra matotra, mendrika; famindra miadana, tsy rototra sy toa kamokano nefa miaingitraingitra. [1.1]
 Same as daika and laitra [1.2]
 Démarche grave [1.3]

Teny iditra laika
Sokajin-teny anarana
 A layman as compared to a clergyman [1.7]
 Laïque [1.8]
Voambolana 
Ny fihaviany Fanazavàna teny frantsay: laïque.
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/18