| Teny iditra | lainga | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Filazana mifanohitra amin' ny marina: Vaky ny laingan' Isambilo; hay fahafolo izy fa tsy voalohany Filazana ho marina ny zavatra fantatra fa tsy marina hamitahana olona: Mivelona amin' ny lainga io olona io [1.1] | |||||
| A lie [1.2, 1.7] | |||||
| A falsehood [1.2] | |||||
| Mensonge [1.3, 1.8] | |||||
| Fausse apparence Figuré: un peu plus que ce qu'il faut ou un peu moins: Misy lainga io mizana io (Cette balance n'est pas bien juste) [1.3] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Tohi-kevitra | marina | ||||
| Lahatsoratra | Randzavola: lainga ao amin' ny Baiboly | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/01/08 |
|