| Teny iditra | lakampiara | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | lakana, fiara | |
| Lakana lehibe maro natambatra, misy fanarenana azy raha atongilan' ny onja, fitondran' ny mpanjono eny an-dranomasina [1.1] | ||
| [ lakam-piara ] Lakana misy tanany fanarenana [1.13] | ||
| Pirogue à balancier [1.13] | ||
| Voambolana | ~ | |
| Ohatra | Nony niandry ela kanefa tsy nahazo valiny izy dia lasa nandeha lakampiara nankany Bourbon ka tonga tany tamin'ny avrily.
[2.508] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16 |
|