|
|
|
|

Teny iditra landibe
Sokajin-teny anarana
Singan-teny landy, be
 Karazana biby kely manome landy gasy [1.13]
 [be, great] a large kind of silk cocoon made by a number of silkworms working in one cocoon [1.2]
 Borocera madagascariensis [1.13]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Borocera madagascariensis
Ohatra Ny an' Ingahy Ramiandrisoa anefa, tsy latsaka ny fitopolo ny mora indrindra, nisy aza ny landibe nihoatra ny ariary zato ny vidiny. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05