|
|
|
|

Teny iditra lasam-borona
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny lasa, vorona
 Ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1]
Tovy hevitra lasam-binany

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05