| Teny iditra | lasam-binany | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | lasa, vinany | |
| Ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1] | ||
| Ohatra | Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina.
[2.5] | |
| Tovy hevitra | lasam-borona | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |
|