| Teny iditra | latsaka ambany noho | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | latsaka, ambany, noho | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: resy | |
| Ohatra | Raha hitan'ny mpisorona anefa fa tsy latsaka ambany noho ny hoditra no fijery ny fery kimavo, nefa tsy misy volo mainty eo, dia hatokan'ny mpisorona hafitoana, izay voan'ny fery kimavo.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/12/13 |
|