|
|
|
|

Teny iditra latsakafitoventy
Sokajin-teny anarana
Singan-teny latsaka, fito, venty
 Anaram-bola ambanin' ny voamena ka ny heviny dia hoe: voamena latsaka varifitoventy na 0,15Fr [1.1]
Voambolana 
Ohatra kirobo telo sy voamena sy latsakafitoventy. [2.436]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/13