| Teny iditra | latsaka ondana | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | latsaka, ondana | |
| Ilazana ireo nisy fahavoazana tamin' ny harena na ny fahefana ka zary nitam-bororotra sy lasa ambany noho ireo namany [1.1] | ||
| Celui qui perd son rang, est semblable à celui dont la tête a glissé de dessus l' oreiller [2.415] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/12/26 |
|