| Teny iditra | ondana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Zavatra ametrahana ny loha rehefa matory [1.1] | ||
| A pillow, a bolster, a cushion. [1.2] | ||
| A pillow [1.7] | ||
| Oreiller [1.3, 1.8] | ||
| Coussin, traversin, coussinet [1.3] | ||
| Ohatra | Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny;
[2.470] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |
|