| Teny iditra | latsaky ny hehy | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | latsaka, hehy | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mihomehy ~ mikakakaka | |
| Ohatra | Latsaky ny hehy anefa Daniely, ary notazoniny tsy handroso alohaloha kokoa ny mpanjaka, nilazany hoe:
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/12/13 |
|