|
|
|
|

Teny iditra latsy
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] Singam-bolotsangana anohizana tery [1.78]
 Hazo atsivalana entina hanamafy ny rafitra na ny tohan-javatra. Hazo atsivalana any anatin' ny rindrin-trano mba tsy hampilefitra azy na hanatanjahana ny firarin' ny takelaka [1.1]
 Tsivalan-kazo madinika na vy atsivalana entina hanamafy ny rafitra na tohan-javatra [1.13]
 Cross pieces of bamboo, etc., used to strengthen the sides of a rush house [1.2]
 Traverse, entretoise [1.13]
Ohatra Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy. [2.472]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08