| Teny iditra | milatsy (latsy) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Misy latsy na tsorakazo fatorana eo antenatenan' ny takela-jozoro mba hanamafy azy: Tsy ho mafy ity rindrin-tany ity raha tsy milatsy volotsangana [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|