| Teny iditra | lefahina (lefaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao tonga milefitra; ketrahina: Azo lefahina amin' ny fanafody ny aretina sasantsasany / Aza lefahina ny tady Atao tonga adala [1.1] | |||||||||
| To be bent [1.7] | |||||||||
| Qu'on plie, qu'on rend souple [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2010/05/05 |
|