|
|
|
|

Teny iditra lehitsy
Sokajin-teny mpisolo anarana [Fitanisana]
  ise, ialahy: Ialahy lehitsy mba mandehana [1.1]
Ohatra 
1Aza mody adala lehitsy a! [2.4]
2Fomba fiteny, lehitsy, izany fa aza be fanontaniana a! [2.643]
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17