| Teny iditra | lela | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Organa miendrika nofo lavalava mena ao anaty vava, izay mamadibadika ny sakafo voatsakon' ny nify ary manampy amin' ny fanononana ny teny lazaina (rakotra marokoroko madinika ny vohon' ny lela, ka ireo no ahatsiarovana ny tsiron-tsakafo hanina). [1.1] | |||||||
| A tongue; a blade [1.7] | |||||||
| La langue [1.8] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16 |
|