|
|
|
|

Teny iditra lemana (lena)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Asiana rano, mandoina: Lemo ny valopy hiditiany tsara
Kotsaina: Lemo (rano) ny lohany raha mafana loatra izy [1.1]
 To be wetted, to be moistened [1.7]
 Qu'on humecte qu'on mouille [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : lemana, lemako, lemanao, lemany, lemantsika, lemanay, lemanareo, leman', leman-, lemam-, lema-
Ny lasa : nolemana, nolemako, nolemanao, nolemany, nolemantsika, nolemanay, nolemanareo, noleman', noleman-, nolemam-, nolema-
Ny hoavy : holemana, holemako, holemanao, holemany, holemantsika, holemanay, holemanareo, holeman', holeman-, holemam-, holema-
Filaza mandidy : lemo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05