| Teny iditra | lena | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Nilatsahan' ny rano ka manda, vonton' ny rano, kotsa: Tratran' ny orana aho ka lena ny akanjoko [1.1] | |||||
| Wet, moist [1.7] | |||||
| Humide, mouillé [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Tohi-kevitra | maina | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|