|
|
|
|

Teny iditra lempona
Sokajin-teny anarana
 Enti-milaza toerana na faritra iva noho ny manodidina azy, lesoka: Misa lempona eo amin' ny saokan' itỳ zaza itỳ / Lempona ny faritany misy anay ka manevokevoka aoka izany [1.1]
 Faritra boribory miletsy noho ny asan'ny rano any amin'ny tany sokay [1.13]
 A concavity, a hollow [1.7]
 Terrain bas [1.8]
 Doline [1.13]
Voambolana 
Sampanteny 
Mpanahaka  deboka

Teny iditra lempona
Sokajin-teny mpamaritra
 Miendrika lovia [1.13]
 Concave, hollow; low-lying [1.7]
 Creux, enfoncé [1.8]
 Concave [1.13]
Mpanahaka  kaoka

Teny iditra Lempona (lempona)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -20.6833333, 47.6666667
Haianarantany lempona

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/29