|
|
|
|

Teny iditra lesoka
Sokajin-teny mpamaritra
 Petaka (orona): Lesoka orona io zazavavy io no naharatsy azy
Iva ary lempona, pepo, tsy feno: Misy lesoka eto ny lalotra ka amboary kely [1.1]
 Sunken in the middle; flat-nosed [1.7]
 Enfoncé au milieu; camus; creux [1.8]
Ohatra 
1Misy ny lesoka mila arenina. [1.368]
2Izao anefa, manarina ny lesoka ny mpanakanto. [2.445]
Sampanteny 

Teny iditra lesoka
Sokajin-teny anarana
 Tsininy: Mahafinaritra be ohatrohatra ny lahateninao, fa ny hevitra no somary maivana: izay no lesoka aminy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/28