|
|
|
|

Teny iditra loba
Sokajin-teny mpamaritra
 Enti-milaza ny akanjo na satroka malalaka loatra [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra lobaloba

Teny iditra lo (loba)
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava] Hazo fisaka mitsivalana eo amin' ny vavan' ny botry na sambo itsatohan' ny andriny [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/22