|
|
|
|

Teny iditra lohalika
Sokajin-teny anarana
 Ny vanin-taolana mampitohy ny ranjo amin' ny fe amin' ny alalan' ny taolana iray boribory, ny ampelandohalika [1.1]
 The knee [1.7]
 Le genou [1.8]
Voambolana 
Ohatra Dia narary mafy amy ny lohalika sy ny fototope, dia nalain komana; [2.59]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28